|
|
|
|

Entry1  fizarana
Root  2  zara
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fitantanana: Fizarana lova
5  Fitokotokoana: Fizaran' ny tafika ho antokony telo
6  Fisampanana: Eto no fizaran' ny lalana roa: ny iray mianavaratra, ny iray mianatsimo [1.1]
Explanations in English  7  distribution; a part of something [1.7]
Explanations in French  8  action de partager; une division, un chapitre [1.8]
9  adaptation, familiarisation, entraînement; distribution, division, rubrique [1.13]
Examples  10  Misy fizarana firy io tantara io? [2.314#]
11  indrindra ny fizarana ny tanimbary. [2.508#]
12  Hisy manko fizarana loka amin' io andro io. [2.356#]
Compound words 
Titles  17  Fizarana mandika teny (Rajaona Siméon)

Anagrams  18  fanazary, fizarana

Updated on 2023/09/08