|
|
|
|

Entry1  fizarana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fitantanana: Fizarana lova
Fitokotokoana: Fizaran' ny tafika ho antokony telo
Fisampanana: Eto no fizaran' ny lalana roa: ny iray mianavaratra, ny iray mianatsimo
Explanations in English  4  [1.7] distribution; a part of something
Explanations in French  5  [1.8] action de partager; une division, un chapitre
6  [1.13] adaptation, familiarisation, entraînement; distribution, division, rubrique
Examples  7  [2.314#] Misy fizarana firy io tantara io?
8  [2.508#] indrindra ny fizarana ny tanimbary.
9  [2.356#] Hisy manko fizarana loka amin' io andro io.
Root  10  zara
Compound words 
Titles  23  Fizarana mandika teny (Rajaona Siméon)

Anagrams  24  fanazary, fizarana

Updated on 2025/01/21