Entry | 1 fizivana |
Root | 2 ziva |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba fahita amin' ny foko sasantsasany, izay mifanompa na mifanozona ho mari-pisakaizana [1.1] |
Examples |
5 Ny avy amin' ny foko nifampiziva kosa nifampitantara ny hasoan' ny fizivana. [2.643#] |
Anagrams | 6 fivazina, fivizana, fizivana |
Updated on 2023/02/07 |