Entry | ziva | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Explanations in Malagasy | Mpifankatia ara-belirano toy ny mpihavana akaiky mihitsy, nefa mifanompa na mifanozona ho mari-pisakaizana [1.1] | ||||||
Examples | Ny manasina azy dia ny Maroserana satria mpiziva ry zareo ireo, fa maty ny mpisoron' ny Andretsoka ka izany no ilanay ziva.
[2.606] | ||||||
Derivatives |
| ||||||
| |||||||
Entry | ziva | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Explanations in Malagasy | Kirihitr' ala [1.1] | ||||||
Vocabulary | Botany | ||||||
Anagrams | vazy, zavy, ziva |
Updated on 2021/03/05 |