Entry | 1 folahina |
Root | 2 folaka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tapahina fa tsy tangarana: Nofolahiny ny rotsakazo Ampanekena, atao izay hahendry azy: Folahony ombinareo. / Tsy azony nofolahina mihitsy ilay zanany Asampin ka aforitra: Folaho ny lambanao |
Explanations in French |
5 [1.3#182] Qu’on brise en angle, qu'on plie, qu'on replie, qu’on retrousse, qu'on dompte, qu’on corrige |
Examples |
6 Taitran' ilay fiarakodia ilay omby folahina ka nanivaka saika hanitsy tranon' olona. [2.472] 7 Tsy azon-dRenilezo folahina hanaraka izay heviny akory, fa mandeha hafa mihitsy ny azy. [2.324] 8 Aza manary ny mason-karem-pahalalana, fandrao tonga tahaka ny biby folahina ka tsy mahay afa-tsy izay ampianarma azy. [2.285] |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word folahina |
Anagrams | 14 |
Updated on 2025/01/21 |