Entry (1/2) | 1 folaka |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Miforitra, mioritra: Folaka ilay hazo fa tsy tapaka akory / Nianjera ny zandriko ka folaka ny tongony 4 Hendry: Tsy mbola folaka io omby io fa tandremo 5 Mihena hery, tony: Rehefa folaka ny andro, mitsoka ny tsiodrivotra 6 Mitony: Folaka ny hatezerany ka mahazo miresaka aminy ianao 7 Resy, tsy manao intsony: Efa folaka amin' ny fisotroana Rakoto. [1.1] |
Explanations in English |
8 broken but still holding together; broken to work, as a horse or an ox [1.7] |
Explanations in French |
9 fracturé [1.13] |
Examples |
10 Farany, ny ainy no folaka an-dantony! [2.503] 11 Inona ary izany : folaka antsy fotsy? [2.69] 12 folaka ny vozona raha miondri-dava izao. [2.643] |
Derivatives |
|
Analogs | 18 pitsoka, mioritra, mipika, mivika, miolana, miholaitra, mihodivitra, maninta, tapaka, oritra |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 25 Proverbs containing the word folaka |
Entry (2/2) | 26 folaka |
Part of speech | 27 noun |
Explanations in French |
28 foulure, fracture [1.13] |
Compound words |
|
Anagrams | 30 afolak, falako, folaka, kolafa |
Updated on 2023/07/29 |