Entry | 1 voafolaka |
Root | 2 folaka |
Part of speech | 3 past participle |
Explanations in English |
4 bent, broken in, tamed. [1.2] |
Explanations in French |
5 rompu, plié, dompté, corrigé [1.3#182] |
Examples |
6 Ny hery miafina ao anatin' ny solitany, dia tonga hery voafolaka hampisidina ny raoplanina. [1.316#67] 7 nefa ambonin'izany, ny fiteny masikoro, izay tsy fiteninay andavanandro, dia tsy mbola voafolaka amin' ny soratra. [2.606#26] |
Synonyms | 8 nofinolaka |
Updated on 2023/01/20 |