|
|
|
|

Entry1  mihodivitra
Root  2  hodivitra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Tsy mahitsy, miraika kely: Mihodivitra ny kofehy ka henjano tsara ~ Mihodivitra ity andry ity
Mihodina any amin' ny ilany, mivily, miolaka: Raha nihodivitra kely ilay vato, dia nahavoa ny masoko
Mihilana: Saika nianjeran' ny vato aho raha tsy nihodivitra kely
Lasa nandositra mangingina, tsy hitahita akory: Nozahan' ny Polisy ny anao lahy ka nihodivitra
Miala amim-pahakingana: Mihodivitra amin' ny raharaha sarotra
Mihazo lalana miolaka mba tsy hifanena amin' olona: Mihodivitra olona
Explanations in English  5  [1.7] to turn aside; to be untrustworthy
Explanations in French  6  [1.8] se détourner; faire des détours
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Analogs  11  mibirioka, miviona, mivaona, mibisioka, mibolidy
Proverbs  12  Proverbs containing the word mihodivitra

Updated on 2024/12/11