Entry (1/3) | 1 fona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fialan' ny nifin' ny ankizy hisolo ny tena maharitra [1.1] |
Explanations in French |
4 Mue des dents, perte des dents de lait [1.3#183] |
Derivatives |
|
Entry (2/3) | 6 fona |
Part of speech | 7 Unspecified |
Explanations in Malagasy |
8 Fivalozana, fibabohana, fangatahana famelan-keloka [1.1] |
Derivatives |
|
Entry (3/3) | 13 fona |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in Malagasy |
15 Karazam-boromailala, manopy manga ny volontratrany sy ny elany, fa ny volombodiny kosa mena an-titra somary volomparasy nahatonga ny anaran-kazo mitovy volo aminy hoe volombodimpona [1.1] |
Explanations in English |
16 a bird with a black body and red tail feathers. [1.2] |
Vocabulary |
17 Zoology: birds |
Anagrams | 18 afon, fano, fona, nafo |
Updated on 2024/03/08 |