|
|
|
|

Entry (1/3)1  mifona
Root  2  fona
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mibaboka, mangataka famelan-keloka, mivalo: Mifona amin' ny ratsy nataoko aho, Andriamanitra
5  Mitalaho, mihanta, milela-paladia: Mifona aminareo re aho, tompoko, tongava haingana fa marary mafy i Neny. [1.1]
Explanations in English  6  to beg pardon, to entreat, to solicit, to supplicate, to intercede. See valo, tsotra, bebaka. [1.2]
7  to beg pardon; to entreat, to beg [1.7]
Explanations in French  8  demander pardon; supplier [1.8]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Synonyms  13  mivalo, mitsotra, mibaboka, manenina, mibebaka, mibabaka, miaiky, milefitra, miandavo, miretaka
Analogs  14  mandadytongotraamantanana, mangatakaranomandry, mangatapamelana, milelapaladia, mitolobatana, milavolefona, mivalotongotraamantanana, midabokaohatranyamalomaty, mihoronaohatranytapenaka
Compound words 

Entry (2/3)16  mifonà
Root  17  fona
Part of speech  18  imperative of active verb mifona [Full list]

Entry (3/3)19  mifona
Root  20  fona
Part of speech  21  active verb
Explanations in Malagasy  22  Tsy fampiasa afa-tsy amin' ilay fitenenana hoe mifo-nify: afaka ny nify voalohany ka misolo hafa haharitra [1.1]
Explanations in English  23  To fall out, as the milk teeth. [1.2]
Explanations in French  24  Se dit des premières dents qui tombent [1.3#183]
Morphology 
25  Present :
26  Past :
27  Future :

Anagrams  28  afonim, famony, finoma, foinam, ifonam, mañofy, manofy, mifonà, mifona, nafoim, namofy

Updated on 2024/03/04