Entry | 1 miretaka |
Root | 2 retaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mikoa, mirodana: Niretaka ny tamboho noho ny orana 5 Mipetraka na matory tsy afa-miarina, mihonaka: Miretaka eo am-pandriana ao izy indroa andro izao [1.1] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 11 matarike, miraketa, miretaka, miteraka |
Updated on 2023/01/20 |