Entry (1/2) | 1 fonenana |
Root | 2 onina |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fipetrahana, fitoerana, fijanonana ela amin' ny toerana iray 5 Trano na tanàna onenana, ipetrahana: Ity no fonenanay aty ambanivohitra [1.1] |
Explanations in English |
6 a dwelling place. [1.2, 1.7] |
Explanations in French |
7 demeure, résidence [1.8] |
Compound words |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word fonenana |
Entry (2/2) | 13 fonenana |
Part of speech | 14 adjective |
Explanations in English |
15 oblivious of, loss of memory. See maty arika [Provincial]
[1.2] |
Anagrams | 16 fanenona, fanonena, fonenana |
Updated on 2023/06/17 |