|
|
|
|

Entry1  mpitsoa-ponenana
Elementary words  2  mpitsoaka, fonenana
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Enti-milaza ireo olona voatery nandao ny fonenany ka mankany an-tany hafa noho ny toe-javatra mitranga ao: ady, korontana, fitondrana tsy tanty
5  [1.13] olona mialokaloka amin'ny tany hafa noho ny antony samihafa
Explanations in French  6  [1.13] réfugié
Vocabulary  7  Politique

Updated on 2024/12/07