Entry | 1 fongarina |
Root | 2 fongatra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Hadina avy ao anaty tany: Misy faty tadiavin' ny olona fongarina etoamin' ity toerona ity 5 Velomina indray: Misy tsy tsara hofongarina ny fomba fahiny sasany 6 Tsahivina indray, nefa efa navalon' ny fanadinoana: Aza fongarina ny hadisoana taloha [1.1] |
Explanations in French |
7 Qu’on sort, qu'on extrait, qu’on fouille, qu'on déterre, qu’on fait revivre, qu’on révèle: Fongarin ’ny vazaha hatraiza hatraiza ny volamena (Les Européens fouillent partout l’or) ~ Rakitra saro-bidy no nofongarina tao (On a déterré là un précieux trésor) ~ Tsy azo fongarina ny fanao sasany teo aloha (On ne peut pas faire revivre certains usages d’autrefois) [1.3#184] |
Examples |
8 Raha tetezina ny tantara ka avadibadika ny fomba ary fongarina ny fitenin' ny razana izay ela izay, dia indro ny lalàn' ny fitondrantenany fa nisoritra mandrakariva teo aminy [2.296#] 9 Fa raha fongarina kosa ny tsiambaratelo afenin' ny kibon' ny tany, hita fa mbola voatahiry ao ireo fanaka sy fitaovana samihafa nampiasain' ireo Razamben' ny olombelona, toy ny vato voatandana. [2.285#] |
Morphology |
|
Synonyms | 14 fongatina#mg.pv |
Anagrams | 15 fangorina, fingorana, fongarina |
Updated on 2024/04/01 |