|
|
|
|

Entry1  fongatina
Root  2  fongatra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Hadina avy ao anaty tany: Misy faty tadiavin' ny olona fongarina etoamin' ity toerona ity
Velomina indray: Misy tsy tsara hofongarina ny fomba fahiny sasany
Tsahivina indray, nefa efa navalon' ny fanadinoana: Aza fongarina ny hadisoana taloha
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Synonyms  9  fongarina

Anagrams  10 

Updated on 2025/01/21