Entry | 1 foronina |
Root | 2 forona |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Atao misy, nefa tsy nisy teo aloha: Noforonin' iza, araka ny hevitrao, izao tontolo izao? 5 Amboarina, atao: Misy hira, vaovao indray noforonin-dRakoto / Inona izany kilalao noforonin' Isambilo izany? [1.1] |
Explanations in English |
6 to be formed, to be fashioned, to be created. [1.2] 7 to be created to be formed or fashioned [1.7] |
Explanations in French |
8 qu'on crée, qu'on forme, qu'on invente [1.8] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 15 foronina, iforonan, nifanoro, niforona, noforany, noraofin, norofany |
Updated on 2023/01/20 |