Entry | 1 foronina |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Atao misy, nefa tsy nisy teo aloha: Noforonin' iza, araka ny hevitrao, izao tontolo izao? Amboarina, atao: Misy hira, vaovao indray noforonin-dRakoto / Inona izany kilalao noforonin' Isambilo izany? |
Explanations in English |
4 [1.2] to be formed, to be fashioned, to be created. 5 [1.7] to be created to be formed or fashioned |
Explanations in French |
6 [1.8] qu'on crée, qu'on forme, qu'on invente |
Root | 7 forona |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 14 foronina, iforonan, nifanoro, niforona, noforany, noraofin, norofany |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |