|
|
|
|

Entry1  foto-pe
Elementary words  2  fototra, fe
Part of speech  3  locution
Vocabulary  4  Biology
Explanations in Malagasy  5  ny faritra ambony amin' ny fe [1.1]
Explanations in English  6  the top of the thigh. [1.2]
7  the upper part of the thigh [1.7]
Explanations in French  8  le haut de la cuisse [1.8]
Examples  9  dia nihetsika mafy indray nilohalika sy ny fotope, ka Rajaofera mivady sy Iarison niaraka amiko nonitsabo ahy tany. [2.59#]

Updated on 2024/08/13