Entry | fotroaka | |||||||||
Part of speech | noun | |||||||||
Explanations in Malagasy | Rano na zavatra hafa mibosesika miaraka amin' ny fofon' aina mitady hivoaka ao am-bava na amin' ny orona Fitronan' ny olona na biby voakenda ka tsy afaka mivoaka ny fofon' ainy noho ilay zavatra misakana ao am-bavany na any an' orony [1.1] | |||||||||
Explanations in English | [1.2] | |||||||||
Derivatives |
| |||||||||
Entry | fotroaka | |||||||||
Part of speech | noun | |||||||||
Explanations in French | [Betsimisaraka] (voir aussi fontroaka) Sorte de sarbacane. [1.196] | |||||||||
Vocabulary | Botany | |||||||||
Anagrams | fotroaka, tafakoro |
Updated on 2020/07/31 |