|
|
|
|

Entry1  mifotroaka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza zavatra mibosesika mitady hivoaka miaraka amin' ny fofon' aina ao am-bava na any an' orona: Nifotroaka avy any an' oron' ilay zazakely ilay vatomamy nisondrovaka tany an-tendany
Mitrona mafy: Nony voasominda ilay ombalahy dia nifotroaka

Explanations in English  4  [1.2] to rise as smoke; to get very angry; to go in anger to a person with whom one has a dispute.
Root  5  fotroaka
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Updated on 2024/12/11