Entry (1/3) | 1 foty |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Sakalava]
fihinam-body sy ravina |
Entry (2/3) | 4 foty |
Part of speech | 5 adjective |
Explanations in English |
6 [1.2] [Provincial]
provincial for fotsy [Mal. putih.] |
Phytonyms |
|
Entry (3/3) | 8 foty |
Part of speech | 9 noun |
Explanations in Malagasy |
10 [1.1] [frantsay football] Lalao fanatanjahantena misy mpilalao 11 an-daniny sy an-kilany, izay mikatroka amim-pahaizana sy hakingana ary fahatanjahana hampiditra ny baolina amin' ny dakan-tongotra fotsiny ao anatin' ny tsatokazon' ny ankilany avy |
Vocabulary |
11 Game |
Synonyms | 12 fotibaolina |
Anagrams | 13 fito, foty |
Updated on 2023/03/08 |