Entry | 1 gadrana |
Root | 2 gadra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fatorana amin' ny gadra: Gadrao io alika io sao mandositra Tanana an-tranomaizina: Nogadrana omaly izy noho ny heloka vitany |
Explanations in English |
5 [1.2] to be chained, to be fettered, to be bound. 6 [1.7] to be chained, to be imprisoned |
Explanations in French |
7 [1.3] Qu'on met aux fers, qu'on attache 8 [1.8] qu'on met au fers, qu'on met en prison |
Examples |
9 Raha manao vavolombelona tsy marina, dia gadrana ka asiana marika ny handriny. [2.48] |
Morphology |
|
Anagrams | 14 |
Updated on 2025/01/21 |