Entry |
gadra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Bezanozano]
Rojo vy [1.78]
|
| Rojo vy ampiasaina hamatorana olo-meloka na biby, na hatao hidim-bavahady, hidin-dalana. Tranomaizina, fahababoana. [1.1]
|
Explanations in English | A chain, fetters, manacles In the provinces it also means a lock, generally a padlock. [Ar. qaid, root gad.] [1.2]
|
| A chain, a fetter; cf. fatotra
[1.7]
|
Explanations in French | Fers des détenus, des galériens, colliers des chiens, chaînes pour amarrer les pirogues ou fermer les portes [1.3]
|
| Chaîne, entraves; cf. fatotra
[1.8]
|
Examples |
1 | Ity gadra ity dia masom-by sy anjam-by, izay pamatorana ny tongotra
[2.649]
|
2 | ny tenda miandry boloky, ny lamosina miandry kapoka, ny tongotra miandry gadra.
[2.69]
|
|
Derivatives |
Compound words |
|
Proverbs |
|