|
|
|
|

Entry1  ginadra
Root  2  gadra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  voagadra, gadrana, asiana gadra (vy amatorana ny tongotra tsy hahafahana mandositra): Olona efa noginadra iny [1.1]
Explanations in English  5  passive with infix. [1.2]
Explanations in French  6  attaché [1.3#192]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
Synonyms  10  voagadra

Anagrams  11  gadrain, gadrany, ginadra, igadran, nigadra, rangady

Updated on 2023/01/20