Entry | 1 voagadra |
Root | 2 gadra |
Part of speech | 3 past participle |
Explanations in English |
4 fettered, chained, bound. [1.2] |
Explanations in French |
5 attaché [1.3#192] |
Examples |
6 E, ny tanako voageja, eny ranjoko voagadra, E, ny molotro aza maina reraka miradarada. [2.285#313] 7 tsy amintsika izao fotsiny indray fa hatramin' ny taranaka amam-para: toa olom-boaozona, toa olom-boahidy sy voagadra mafy ao anatin' ny mandam-pahoriana tsy ahafahana. [2.470#145] |
Synonyms | 8 ginadra |
Updated on 2023/10/20 |