Entry (1/2) | 1 garabola |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Education |
Explanations in Malagasy |
4 Ny lakilasy misy ny mpianatra madinika vao mianatra abidy [1.1] 5 sehatra fibeazana fototra andraisana zaza vao miana-mandeha eo amin' ny fianarana: Vao tao amin' ny garabola io zaza io dia efa hita ny haranitan-tsainy [1.62#471] 6 sekoly fibeazana fototra ianaran' ireo zaza vao miana-mandeha eo amin' ny fianarana: Manampy betsaka ny fanabeazana ny fampitaovana an' ireny garabola ireny [1.62#471] |
Explanations in French |
7 classe maternelle [1.5] |
Examples |
8 Toraka izany ny mikasika ny fampianarana, manomboka amin’ny garabola ka hatrany amin’ny sampampianarana ambaratonga ambony [4.27] 9 Sa amin' ny alalan' ny fiparitahan' ny sekoly tsy miankina tsy an' ny fiangonana, izay mirehareha fa manome fampianarana amin' ny teny frantsay tanteraka manomboka amin' ny kilasy garabola ka hatramin' ny kilasy famaranana? [4.27] |
Titles |
|
Entry (2/2) | 11 Garabola |
Elementary words | 12 garabola |
Part of speech | 13 name (book title) |
Vocabulary |
14 Education |
Author |
15 FOFAFIPE |
Publishings |
16 , 1992, 2000. Height: 24cm. Width: 18cm. Pages: 96 |
Anagrams | 17 Garabola, garabola, Garabola, garabola |
Updated on 2023/08/15 |