Entry | 1 gejaina |
Root | 2 geja |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fatorana mafy: Gejao ity kofehy Fihinina, giazana mafy: Aza gejainao ny tanako ~ Vao tonga izy dia nogejainy ny zanany Terena: Gejao mba hitaon-jejika izy Tanana, tazonina: Nogejainy tao am-pahitra ny ombiny fa be ny mpangalatra |
Explanations in English |
5 [1.7] to be grasped, to be squeezed |
Explanations in French |
6 [1.8] qu'on serre qu'on étreint |
Morphology |
|
Other spellings | 11 gejana |
Anagrams | 12 |
Updated on 2025/01/21 |