Entry | 1 gejana |
Root | 2 geja |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Fatorana mafy: Gejao ity kofehy 5 Fihinina, giazana mafy: Aza gejainao ny tanako ~ Vao tonga izy dia nogejainy ny zanany 6 Terena: Gejao mba hitaon-jejika izy 7 Tanana, tazonina: Nogejainy tao am-pahitra ny ombiny fa be ny mpangalatra [1.1] |
Explanations in English |
8 same as geHEzina [1.2] |
Morphology |
|
Other spellings | 13 gejaina |
Synonyms | 14 gehezina |
Proverbs | 15 Proverbs containing the word gejana |
Anagrams | 16 agejan, angeja, gejana, nageja |
Updated on 2023/01/20 |