|
|
|
|

Entry1  gisa
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Vorona anisan' ny lehibe amin' ny varana ompiana ka nahatonga ny anarany hoe Vorombe; efadrantsana miraikitra sy mitapelaka ny gisa ary fisa-bava lavalava; vorona tsara hena na dia somary sarotsaro-devonina ihany aza [1.1]
Explanations in English  4  a goose [1.2]
Explanations in French  5  oie [1.54]
Vocabulary  6  Zoology: birds
Derivatives 
7  Names :
Other spellings  8  gisy
Analogs  9  vorombe
Compound words 
Phytonyms 
Toponyms 
Proverbs  17  Proverbs containing the word gisa
Illustrations 
18  19 

Anagrams  20  gasi, gasy, gisa

Updated on 2023/08/11