Entry | 1 governora |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Mpifehy ambony tamin' ny andro fahagasy taloha, mitovy amin' ny hoe komandy; tamin' ny andron' ny fanjanahan-tany, mpanao raharaham-panfakana nifehy nanarakaraka ny lehiben' ny distrika [1.1] |
Explanations in English |
4 [goverinora] a governor of a town or province [1.2] 5 [goverinora] a governor [1.7] |
Explanations in French |
6 gouverneur [1.3] 7 [goverinora] gouverneur [1.8] |
Examples |
8 Tera-menan' ny hatezeran' ny governora. [2.270#] 9 Tadiavin' ny governora i Manana, hoy izy. [2.472#] 10 Nony efa nifanantoka dia niteny ny governora. [2.366#] |
Vocabulary |
11 Politique |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word governora |
Article |
13 Randzavola: governora ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2022/07/18 |