|
|
|
|

Entry1  governora
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mpifehy ambony tamin' ny andro fahagasy taloha, mitovy amin' ny hoe komandy; tamin' ny andron' ny fanjanahan-tany, mpanao raharaham-panfakana nifehy nanarakaraka ny lehiben' ny distrika
Explanations in English  4  [1.2][goverinora] a governor of a town or province
5  [1.7][goverinora] a governor
Explanations in French  6  [1.3] gouverneur
7  [1.8][goverinora] gouverneur
Examples  8  [2.270#] Tera-menan' ny hatezeran' ny governora.
9  [2.472#] Tadiavin' ny governora i Manana, hoy izy.
10  [2.366#] Nony efa nifanantoka dia niteny ny governora.
Vocabulary  11  Politique
Proverbs  12  Proverbs containing the word governora
Article  13  Randzavola: governora ao amin' ny Baiboly

Updated on 2024/12/07