Entry (1/2) | 1 habakabaka |
Root | 2 habaka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Ny mangoana tsy misy afa-tsy rivotra manodidina ny tany, izay toa andohalambo miloko mangamanga manarona ny tany no fijery azy, antsoina koa hoe lanitra amin' ny fiteny mahazatra: Mahavariana ny fidadasiky ny habakabaka / Mihalontralona eny amin' ny habakabaka ny kintana [1.1] |
Explanations in English |
5 amplitude, space, the sky, the firmament. [1.2] 6 the skies, the firmament [1.7] |
Explanations in French |
7 le ciel, firmament [1.8] |
Examples |
8 Tsy namaly aho fa ny habakabaka maty masoandro no notazaniko. [2.471#] 9 Ny tany, ny habakabaka, ny rano dia samy ifamoivoizana avokoa. [2.117#] 10 Jereo ny rahon' ny habakabaka fa mbola mety manopy manja ihany; [1.233#ririninanyandro] 11 Ny masonao no itiavako iny [h]abakabaka|abakaba iny / Sa ny masonao no tiako dia ny [h]abakabaka|abakaba-manga! [1.287] |
Derivatives |
|
Synonyms | 15 habaka |
Compound words |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word habakabaka |
Entry (2/2) | 18 habakabaka |
Part of speech | 19 noun |
Explanations in French |
20 derrière d'un boeuf. [Tankarana]
[1.19] |
Vocabulary |
21 Zoology: (in general) |
Updated on 2024/09/21 |