|
|
|
|

Entry1  habe
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Toetran' ny zavatra na olona lehibe, halehibe, hangeza: Ny haben' ny volana
Explanations in French  4  [1.13] grandeur
5  [1.68] [Vezo] ampleur, grandeur, volume
Examples  6  [1.68] Ty habeñe la ie riake io (Sa superficie est comme celle de la mer)
7  [2.471] Noheveriko ho vorona mitovy habe amin' ny akoho koa no nanatody azy ireny fahiny, kanjo hay dia zavatra kely noho ny papango.
Root  8  be
Compound words 
Proverbs  13  Proverbs containing the word habe

Anagrams  14  beha, habe, heba

Updated on 2025/01/21