|
|
|
|

Entry1  habokaina
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Esoina, haratsina izaitsizy, alana baraka, zimbazimbaina: Raha tsy manana ianao, aza ny anay no habokaina / Aza habokainao ny entanay
Explanations in English  4  [1.2] see boka.
Root  5  boka
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Synonyms  10  bokaina

Anagrams  11  bahoakany, habokaina, habonakay, hakobanay, hanakiboa, hibakanao, hobakaina, ibahanako, ikobahana

Updated on 2025/01/21