Entry | 1 hafanana |
Root | 2 fana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Firehidrehitra, fangotrakotraka: Ny hafanan' ny afo no mahamasaka ny nahandro 5 Fanevokevoka, figaingaina: Mila tsy ho tanty ny hafanàn' ny andro amin' ny aty fahavaratra [1.1] |
Explanations in English |
6 Heat, sultriness. [1.2] 7 warmth, heat [1.7] |
Explanations in French |
8 chaleur [1.8] |
Compound words |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word hafanana |
Anagrams | 12 fahanana, fanahana, fanahàna, hafanana |
Updated on 2023/02/26 |