Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : hafanana | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Jamba mitanina andro : finaritra ny hafanany fa tsy mahita ny famirapiratany. [2.415 #2154]
Jamba mitanina andro : ny hafanana dia lavorary fa ny famirapiratana no tsy hita. [2.558 #1543] Jamba mitanin' andro: finaritry ny hafanany, fa tsy mahita ny famirapiratany. [2.165] | ||||||||||||||||||||
French translation | Aveugle qui se chauffe au soleil : il se réjouit de sentir sa chaleur, mais il ne voit pas sa lumière. [2.415 #2154]
Un aveugle se chauffant au soleil: il est content de sentir sa chaleur, mais il ne peut voir son éclat. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||