|
|
|
|

Entry1  hahiazana (hia)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Toetran' ny olona na biby mahia, fisaka sady manify, kaozatra toa tsy misy nofo: Loza ny hahian' ity zaza itỳ (ny hahiazan' itỳ zaza itỳ) fa miseho mitrakitraky ny taolany [1.1]
Explanations in English  4  Leanness [1.7]
Explanations in French  5  Maigreur [1.8]

Anagrams  6  hahiazana, ihahazana

Updated on 2023/01/20