Entry (1/3) | 1 hia |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tsy fahazoa-nofo, fahamaimainana, tsy fisiana tavy, toa taolana fotsiny: Ny tavy no mifanohitra amin' ny hia |
Explanations in English |
4 [1.7] leanness |
Explanations in French |
5 [1.3, 1.8] maigreur 6 [1.3] ténuité |
Derivatives |
|
Antonyms | 11 tavy |
Entry (2/3) | 12 hia |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in French |
14 [1.19] [Tankarana]
pluie qui ne cesse de tomber. |
Vocabulary |
15 Meteorology |
Entry (3/3) | 16 hia |
Part of speech | 17 interjection [Full list] |
Explanations in Malagasy |
18 [1.1] Teny entina manakora ny hafa, sakoa izay: Hia! Manao ahoana izany voa! |
Anagrams | 19 |
Updated on 2025/01/21 |