|
|
|
|

Entry1  hahia
Root  2  hia
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Toetran' ny olona na biby mahia, fisaka sady manify, kaozatra toa tsy misy nofo: Loza ny hahian' ity zaza itỳ (ny hahiazan' itỳ zaza itỳ) fa miseho mitrakitraky ny taolany [1.1]
Derivatives 
5  Passive verbs :
Synonyms  6  hahiazana, fahahiazana
Proverbs  7  Proverbs containing the word hahia

Anagrams  8  ahahy, hahay, hahia, ihaha

Updated on 2023/01/20