Entry | 1 fahahiazana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Toetran' ny olona na biby mahia, fisaka sady manify, kaozatra toa tsy misy nofo: Loza ny hahian' ity zaza itỳ (ny hahiazan' itỳ zaza itỳ) fa miseho mitrakitraky ny taolany |
Root | 4 hia |
Synonyms | 5 hahia, hahiazana |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |