Entry | 1 mahia |
Root | 2 hia |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 tsy mahazo nofo, manify kely, tsy mba nofosana: Mahia erỳ Rakoto hatramin' ny naharariany farany tao 5 tsy matavy, tsy misy taviny na menaka: Mahia ny hena novidinao [1.1] |
Explanations in English |
6 thin; meagre [1.7] |
Explanations in French |
7 maigre, décharné [1.8] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Antonyms | 12 matavy |
Analogs | 13 kaozatra, kaozatina, kangoaza, tsy velon-komana, tsingoahina, raiki-tapisaka, rangirangy, mandràka, kaoka, miripika, mirepika, marani-taolana, taolantaolanina, ranga, nipoaka, mitrakitraky, mitranitrany, mitrikatrika, be rangomaina, kinaoly, sakohaza, ohatra ny takatra, ohatra ny sorohitra, ohatra ny horona, kanty velona |
Compound words |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word mahia |
Anagrams | 18 hamay, hamia, mahay, mahia |
Updated on 2023/08/11 |