Entry (1/3) | 1 mandraka |
Root | 2 andraka |
Part of speech | 3 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
4 Hatramin' ny, ambaraka: Andraso eto aho mandra-piveriko 5 Hita araka io ohatra io fa ny "mandraka", toy ny "ambaraka" rahateo koa, dia tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny anarana avy amin' ny matoantenin' ny mpanao manomboka amin' ny f, toy ny fiverina, fatory, fanoratra: Rotsirotsioizy mandra-patoriny [1.1] |
Explanations in English |
6 up to, until (of time) [1.7] |
Explanations in French |
7 jusqu'à [1.3, 1.8] |
Examples |
8 Voatahiriko mandraka androany io taratasy io. [2.356] 9 Toetra mbola iainany ihany mandraka ankehitriny. [2.245] 10 Tadidiko tsara mandraka androany ny fotoana nifankahitanay sy Vola. [2.4] |
Vocabulary |
11 Time |
Morphology |
|
Synonyms | 13 andraka |
Compound words |
|
Proverbs | 22 Proverbs containing the word mandraka |
Entry (2/3) | 23 mandràka |
Root | 24 raka |
Part of speech | 25 adjective |
Explanations in Malagasy |
26 Mahia dia mahia, kaozatra: Mandràka erý izy hatramin' ny naharariany [1.1] |
Explanations in English |
27 to grow lean. [1.2] |
Entry (3/3) | 28 Mandraka |
Part of speech | 29 name (toponym) [Full list] |
Titles | 30 Quelques mots sur la forêt de la Mandraka (Poisson Henri) |
Anagrams | 31 makandra, Mandraka, mandràka, mandraka |
Updated on 2023/06/04 |