Entry | 1 mandra-piverina |
Elementary words | 2 mandraka, fiverina |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in English |
4 [3.1] until the return |
Explanations in French |
5 [3.1] en attendant le retour, jusqu'au retour |
Examples |
6 Veloma, veloma re, mandra-piverina! [2.69#103] 7 Bragg koa dia nanaiky hanohy ny fampianarana, mandra-piverin' izy roa lahy [2.649#24] 8 Ary raha mivoaka an' Ambohibeloma hamangy fiangonana ny rainy dia mitomany izy mandrapiveriny ny harivabe, fa tsy nety zatra olon-kafa. [2.356#7] |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/31 |