Entry | 1 mandra-piverina |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in English |
3 [3.1] until the return |
Explanations in French |
4 [3.1] en attendant le retour, jusqu'au retour |
Examples |
5 [2.69#103] Veloma, veloma re, mandra-piverina! 6 [2.649#24] Bragg koa dia nanaiky hanohy ny fampianarana, mandra-piverin' izy roa lahy 7 [2.356#7] Ary raha mivoaka an' Ambohibeloma hamangy fiangonana ny rainy dia mitomany izy mandrapiveriny ny harivabe, fa tsy nety zatra olon-kafa. |
Elementary words | 8 mandraka, fiverina |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/31 |
![]() |