|
|
|
|

Entry (1/3)1  mandraka
Root  2  andraka
Part of speech  3  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  4  Hatramin' ny, ambaraka: Andraso eto aho mandra-piveriko
5  Hita araka io ohatra io fa ny "mandraka", toy ny "ambaraka" rahateo koa, dia tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny anarana avy amin' ny matoantenin' ny mpanao manomboka amin' ny f, toy ny fiverina, fatory, fanoratra: Rotsirotsioizy mandra-patoriny [1.1]
Explanations in English  6  up to, until (of time) [1.7]
Explanations in French  7  jusqu'à [1.3, 1.8]
Examples  8  Voatahiriko mandraka androany io taratasy io. [2.356]
9  Toetra mbola iainany ihany mandraka ankehitriny. [2.245]
10  Tadidiko tsara mandraka androany ny fotoana nifankahitanay sy Vola. [2.4]
Vocabulary  11  Time
Morphology 
12  Simple :
Synonyms  13  andraka
Compound words 
Proverbs  22  Proverbs containing the word mandraka

Entry (2/3)23  mandràka
Root  24  raka
Part of speech  25  adjective
Explanations in Malagasy  26  Mahia dia mahia, kaozatra: Mandràka erý izy hatramin' ny naharariany [1.1]
Explanations in English  27  to grow lean. [1.2]

Entry (3/3)28  Mandraka
Part of speech  29  name (toponym) [Full list]
Titles  30  Quelques mots sur la forêt de la Mandraka (Poisson Henri)

Anagrams  31  makandra, Mandraka, mandràka, mandraka

Updated on 2023/06/04