Entry (1/2) | 1 mandra- |
Part of speech | 2 morphological form of mandraka |
Examples |
3 [2.499] mandra-pihaona ange? 4 [2.472] mandra-pialan' ny faty tao an-trano. 5 [2.649] mandra-pahafatiny dia Malagasy no namany. 6 [2.5] nifampitsiky sy nifanara-maso mandra-pidify izahay. |
Root | 7 andraka |
Entry (2/2) | 8 mandra |
Part of speech | 9 adjective |
Explanations in Malagasy |
10 [1.78] [Taimoro]
tsotra, maotina 11 [1.78] [Tanosy] maotina |
Anagrams | 12 mandra, mandra- |
Updated on 2025/04/13 |
![]() |