Entry | mandrakariva | |
Elementary words | mandraka ; hariva | |
Part of speech | adverb | |
Explanations in Malagasy | Tsy tapaka: Mando mandrakariva ny trano tsy mivoha varavarankely [1.1] | |
Explanations in English | Always [1.7] | |
Explanations in French | Toujours, continuellement [1.3] | |
Toujours [1.8, 1.5] | ||
Examples | Ary nandeha nihaza, hono, izy roa lahy ka nahazo hiany mandrakariva.
[2.293] | |
Vocabulary | Time | |
Proverbs | Proverbs containing the word mandrakariva | |
Updated on 2023/06/04 |