|
|
|
|

Entry (1/3)1  hariva
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Ny tapak' andro ihilanan' ny masoandro miankandrefana: Amin' ny dimy hariva / Ny hariva no fahanteran' ny andro [1.1]
Explanations in English  4  the evening [1.2]
5  the afternoon, the evening [1.7]
Explanations in French  6  l'après midi, le soir [1.8]
Vocabulary  7  Time
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Passive verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :
12  Adjectives :
13  Adverbs :
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  25  Proverbs containing the word hariva

Entry (2/3)26  hariva
Part of speech  27  adjective
Explanations in Malagasy  28  Folaka: Hariva ny andro
29  Amin' ny hariva, tratra aoriana: Tonga hariva ianareo izany / Hariva izahay fa aoka handeha [1.1]

Entry (3/3)30  hariva
Part of speech  31  passive verb
Explanations in Malagasy  32  Tazonina ela hatramin' ny hariva: Harivan' ny resakareo eto lahy izahay [1.1]

Anagrams  33  hariva, havari, Hira va?, hirava, vahira, vahirà, variha

Updated on 2023/05/19