|
|
|
|

Entry (1/2)1  manariva
Root  2  hariva
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Miasa, mijanona hatramin' ny hariva: Hanariva aho androany satria tsy vita ny asa
Miandry ny hahariva: Sarotra ny manariva ny andro raha tsy manan-katao
Mahatonga ho tratra hariva, ho tratra aoriana: Tsy ta hanariva anao aho, fa' ndeha aloha mody
Explanations in English  5  [1.2] to detain until evening, to work in the evening.
6  [1.7] to work till evening; to put off till evening; to be near evening
Explanations in French  7  [1.8] travailler jusqu'au crépuscule; ajourner au soir; être près du crépuscule
Examples  8  Any an-tsaha izahay efa-mianaka manariva andro ary isan' andro isan' andro. [2.472]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Proverbs  13  Proverbs containing the word manariva

Entry (2/2)14  manarivà
Root  15  ariva
Part of speech  16  imperative of active verb manariva [Full list]

Anagrams  17 

Updated on 2025/01/28