|
|
|
|

Entry1  harivariva
Root  2  hariva
Part of speech  3  noun
Explanations in French  4  duplicatif [1.3]
Examples  5  Tsy tafaverina Ilaimanga raha tsy efa harivariva ny andro. [2.324]
6  harivarivan' ny alatsinainy, fiandohan' ny herinandro tamin' izay. [2.470]
7  harivariva tokony ho tamin' ny efatra izahay no nahatsinjo indray ny seranan' i Toamasina, nandalo an' Anosy-Alanana misy ny fanilon-tsambo goavambe. [2.471]
Compound words 
Proverbs  9  Proverbs containing the word harivariva

Anagrams  10  haraviravy, harivariva, haviravira

Updated on 2023/01/20